Teny iditra | mianjonanjona (anjonanjona (anjona)) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miavonavona miharo hatezerana aseho amin' ny filanjalanjana loha [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be extremely haughty and scornful [1.2] | ||||||
To act or walk haughtily [1.7] | |||||||
Fanazavàna teny frantsay | Avoir une démarche, des manières hautaines [1.8] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mianjonanjona io | ||||||
Fivaditsoratra | mianjonanjona, mijanonjanona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |