|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manotrona
Fototeny  2 otrona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamihina na manodidina amin' ny sandry sy ny tanana: Raha tsy olona telo tsy afaka hanotrona io vatana bontòna io
9 Manodidina: Manotrona ny tany ny ranomasina
10 Miaraka amin' ny olona iray mba hiaro azy sy hanome voninahitra azy: Nanotrona ny lehiben' ny governemanta ny ben' ny tanàna sy ny mpitondra fanjakana teo an-toerana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to escort [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 escorter, accompagner [1.8]
Ohatra  13  Tsy manary irery, satria tonga, manotrona, mandevina. [2.472#101]

Teny iditra (2/2) 14  manotròna
Fototeny  15 otrona
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manotrona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  17 manonotra, manotrona, manotròna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15