|
|
|
|

Teny iditra (1/5) 1  manorana
Fototeny  2 torana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao izay hahatorana, izany hoe tsy handrenesana maharary; tsy mampandre maharary [1.1]

Teny iditra (2/5) 9  manorana
Fototeny  10 orana
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  15 [mañoraña] [Tanala] avy orana, manorana [1.78]
16 misy orana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 [Provincial] to rain [1.2]
Tovy hevitra  18 morana

Teny iditra (3/5) 19  manorana
Fototeny  20 orana
Sokajin-teny  21  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
22  Ny ankehitriny :
23  Ny lasa :
24  Ny hoavy :
25  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  26 Mamotsy, manadio (firava-bolamena na volafotsy) [1.1]

Teny iditra (4/5) 27  manoràna
Fototeny  28 torana
Sokajin-teny  29  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manorana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Teny iditra (5/5) 30  manoràna
Fototeny  31 orana
Sokajin-teny  32  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manorana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  33 manaròna, manarona, manoràna, manorana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15