|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  torana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  14 Tsy mahatsiaro tena vetivety ka sady tsy mahare na inona na inona no tsy afa-manetsika ny tena: Torana izy raha vao nahare ny nahafatesan-drainy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15 évanoui, tombé en défaillance, en syncope
16 saisi par une forte impression de joie ou de tristesse [1.3]
17 en syncope [1.13]
Voambolana  18  Fahasalamana
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny how torana

Teny iditra (2/2) 20  torana
Sokajin-teny  21  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  22 Enti-milaza voankazo tanora dia tanora, mbola manta: Paiso vao torana. [1.1]

Fivaditsoratra  23 anotra, 24 atrano, 25 naotra, 26 noatra, 27 rotana, 28 tanora, 29 tarona, torana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20