|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  maninganga
Fototeny  2 tsinganga
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manainga ny ilany iray: Maninganga ny tongony Ibalita rehefa mandeha [1.1]
Tovy hevitra  9 manatsinganga

Teny iditra (2/2) 10  maningangà
Fototeny  11 tsinganga
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao maninganga [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Tovy hevitra  13 manatsinganga

Fivaditsoratra  maninganga, maningangà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15