Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
tsinganga
Sokajin-teny
anarana
Fanazavàna teny malagasy
Toetran' ny zavatra miainga na miakatra mitsangana ny ilany iray fa iva kosa ny ilany iray
[
1.1
]
Sampanteny
matoantenin' ny mpanao :
manatsinganga
,
maninganga
,
mitsinganga
matoantenin' ny iharana :
atsinganga
,
tafatsinganga
,
tsingangaina
,
voatsinganga
matoantenin' ny fameno :
anatsingangana
,
itsingangana
anarana :
fanatsinganga
,
fanatsingangana
,
fitsinganga
,
fitsingangana
,
mpanatsinganga
,
tsinganganganga
mpamaritra :
mahatsinganga
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31