Teny iditra | manilema (kilema) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manapa-tsandry na tongotra, manakoro, manimba tarehy [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tovy hevitra | manakilema | ||||||||
Teny iditra | manilemà (kilema) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manilema | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Tsipelina hafa | manakilemà | ||||||||
Fivaditsoratra | manalemy, manilema |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |