|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manakilema
Fototeny  2 kilema
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manapa-tsandry na tongotra, manakoro, manimba tarehy [1.1]
Tovy hevitra  9 manilema

Teny iditra (2/2) 10  manakilemà
Fototeny  11 kilema
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakilema [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Tsipelina hafa  13 manilemà

Fivaditsoratra  manakilema, manakilemà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14