Teny iditra |
mangarona
(harona)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Misava izay ao anatin' ny zavatra iray: Tratrako nangarona ny paosiko io olona io Manatsofoka ny tanana ao anaty...: Aza mangarom-bava Mitondra hanina any am-bava amin' ny tanana: Tena fomba ratsy ny mangaron-tanana rehefa mihinana Miditra amin' ny toerana iray mba hangalatra: Taloha heloka mahafaty ny mangaron-dapa Mitady hahalala, mangaroka: Olona mangaron-dela anao izy fa mitandrema. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To feel with the hand, to grope, to take food with the hand from a plate. [1.2]
|
| To snatch with the hand [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Fouiller, plonger la main ou quelque chose dans, porter la nourriture à la bouche avec la main, s’introduire, se faufiler, commettre un vol sacrilège:
Nangarom-paosy tany an-tsena izy (Il a fouillé dans là poche de quelqu’un au marché pour voler) ~
Aza mangaron-tsobiky (Ne fouillez pas dans le panier) ~
Aza mangaron-tanana (Ne portez pas la nourriture à la bouche avec la main) ~
Nangaron-dapa izy (Il s’est introduit dans le palais pour voler) [1.3]
|
| Fouiller avec la main [1.8]
|
Ohatra | ny ankizy kosa nifaliha-vanja eran'ny trano, ka nanantena ny hivimbinan-drainy zavatra, ka ny sasany mangarona ny paosiny, ny sasany misava ny tanany;
[1.214]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mangarona |
Ny lasa : |
nangarona |
Ny hoavy : |
hangarona |
Filaza mandidy : |
mangaròna |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
mangaròna
(harona)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mangarona
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
|