|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  harona
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  16 Fakana na fisavana zavatra ao amin' ny miafina; fitondrana zavatra hohanina amin' ny tanana any am-bava; fanatsofohana ny tanana ao anaty zavatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 the act ot putting the hand into something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18 Action de fouiller, de porter la nourriture à la bouche avec la main, d’introduire la main, les doigts, un instrument dans quelque chose [1.3#322]
19 action de fouiller de la main [1.8]

Teny iditra (2/2) 20  harona
Sokajin-teny  21  anarana
Haiendriteny 
22  Tsotra :
23  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  24 Zavatra norarina hatao fitoeran-javatra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  25 a medium-sized basket, pannier. [mal. Karong, a sack. See sobiky. [1.2]
26 a round basket without handles [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  27 corbeille ronde sans anse [1.3#222, 1.8]
28 nom générique des corbeilles [1.3#222]
29 corbeille [1.8]
Ohatra  30  Ento mody ny angady sy ny harona [2.528#]
31  Dia nosokafan-dRamatoa ny harona. [2.587#]
32  ary Ikotofetsy nitondra goaika tao anaty harona; [2.293#]
Fikambanana  33  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 17 misy ny teny how harona
Ohabolana  34  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  35 Randzavola: harona ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  36 harano, harona, 37 Nahora, 38 rahano, 39 rahona, 40 rohana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21