Teny iditra | haronina (harona) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny hanina tsabahina amin' ny tanana: Aza haronina itỳ vary fa sady maloto izany no tsy fahalalam-pomba [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be felt by the hand, to be groped for, to be taken by the hand from a plate. [1.2] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu’on fouille, dans quoi on plonge la main [1.3] | ||||||||
Ohatra | Fa hoy kosa ilay kary : "Ny taimaso haronina, ny kiho raisina, ny hatoka safoina."
[2.69] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny haronina io | ||||||||
Fivaditsoratra | haronina, rahonina, rohanina, ronahina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/02/19 |