|
|
|
|

Teny iditra 1  manenona
Fototeny  2 tenona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao lamba amin' ny fampidipidirana ny kofehy izay mitsangana sy mitsivalana: Ny vehivavy taloha saika nahay nanenona daholo
9 Teny misy ifandraisany: mamoly, mamorovoro, manantsody, manalo, manira, mahandro, maneza, manantsody fanindroany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to weave [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 tisser [1.8]
Ohatra  12  Tsy misy manenona lambamena moa any Antsihanaka. [2.472#87]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21