|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  maneza
Fototeny  2 heza
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manisy heza [1.1]

Teny iditra (2/4) 9  mañeza
Sokajin-teny  10  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11 [Antesaka] mpiteraka maro [1.78]

Teny iditra (3/4) 12  mañeza
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14 [Antesaka] maharitra [1.78]

Teny iditra (4/4) 15  manezà
Fototeny  16 heza
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao maneza [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mañeza, maneza, manezà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15