|
|
|
|

Teny iditra 1  mahandro
Fototeny  2 handro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manamasaka zavatra miaraka amin' ny rano amin' ny afo: Mahandro mangahazo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to cook [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 faire cuire, cuisiner [1.8]
Ohatra  11  ady mamafa trano izy no mahandro vary. [2.442#]
12  manarana ny mahandro vary amin' ny saba vy. [2.285#]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny how mahandro
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 homandra, mahandro, 16 mandraho

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21