|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mandridana
Fototeny  2 ridana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandefa, mampandositra betsaka indray miaraka; mandringana indray miaraka [1.1]

Teny iditra (2/2) 9  mandridàna
Fototeny  10 ridana
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandridana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  12 mandradiña, mandridana, mandridàna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/06