Teny iditra | ridana | |||||||||||||||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Lasa, mandositra haingana sy mafy, ka miara-be amin' izany: Iray no voa tamin' ireo vorona, nefa dia ridana daholo izy rehetra. [1.1] | |||||||||||||||
Ohatra | Nisy Rangahibe poamaso ila, be volombava sady banga ridana nampitahotra ahy.
[2.332] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | ana-dry, andray, andria, darina, nadira, ridana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |