Teny iditra | boridana (ridana) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | (avy amin' ny fototeny ridana) fitsoaka tampoka amim-pahataraina [1.10] | |||||||||||||||
Fandosirana sy fitsoahana tampoka (taloha, ary amin' ny foko sasany ankehitriny) Tsy fitafiana, tsy fiakanjoana (ankehitriny) [1.1] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Fuite en masse Nudité [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny boridana io | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | androbay, boridana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |