|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  mandrandrana
Fototeny  2 randrana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamboatra ny volo lavan' ny vehivavy ho misy amboara na ampehezany telo avy izay ampidipidiriny ho toy ny kofehy, ka ireo indray dia ampifamatoriny hanana endrika samihafa araka ny karazana tiana hatao: randra-madinika, randran-telo, fito an' ila [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to plait, to twist. [1.2]
10 to braid [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 tresser [1.8]
Ohatra  12  Ny tovolahy matanjaka "voromahery" mandeha maka hazondahy any an' ala, fa ny vehivavy kosa mandrandrana bokona hasy hapetaka amin' ny lohan' ny zaza sy ny reniny. [2.606#]
Voambolana  13  Fandram-bolo

Teny iditra (2/3) 14  mandrandraña
Sokajin-teny  15  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  16 [Antambahoaka] mivaivay [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  17 [Antambahoaka] ardent [1.78]

Teny iditra (3/3) 18  mandrandràna
Fototeny  19 randrana
Sokajin-teny  20  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrandrana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  21 manandrandrà, manandrandra, mandrandràna, mandrandraña, mandrandrana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13