Teny iditra | mandrakizay antaranoana | |
Singan-teny | mandrakizay ; antaranoana | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Fanazavàna teny frantsay | éternellement [1.3] | |
Ohatra | fa haharitra mandrakizay antaranoana ny fanjakantsika, raha tsy mivily amin' izato anatra izato ianao
[2.285] | |
Tovy hevitra | mandrakizay alaovalo ~ mandrakizay doria | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |