|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mandefa
Fototeny  2 lefa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampandeha ho any amy...: Mandefa iraka
9 Mampitondra: Nandefa taratasy any amin' ny rainy izy
10 Mitifitra, mitoraka amy...: Mandefa basy iray vava
11 Manafaka, mamotsotra: Mandefa sambobelona
12 Mamoaka: Mandefa teny tsy voahevitra ianao izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 to set at liberty [1.2#386, 1.7]
14 to release, to send off, to set off, to fire off [1.2#386]
15 to send, to ship [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  16 libérer, envoyer [1.3#395, 1.8]
17 lâcher, laisser partir, donner la liberté, affranchir, donner la permission, congédier, tirer un coup, lancer [1.3#395]
18 expédier [1.8]
Ohatra  19  mandefa taratasy aminareo ve izy? [2.472#250]
20  Ary dia mandefa basy sy tafondro betsaka amy ny andro isoratana. [2.48#76]
Fikambanana  21  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mandefa

Teny iditra (2/2) 22  mandefà
Fototeny  23 lefa
Sokajin-teny  24  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandefa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Tsipelina hafa  25 mandefasa

Fivaditsoratra  mandefa, mandefà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15