|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  mandala
Fototeny  2 lala
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mikarakara, mitandrina tsy ho simba: Olona mandala fihavanana ny Malagasy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to have in regard, to look upon with affection, to be attentive to one's needs [1.2]
10 to look on with affection; to be attentive to; to consider precious [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 épargner, soigner [1.3]
12 chérir, tenir pour précieux; donner des soins attentifs à [1.8]
Voambolana  13  Ontam-po
Mpanahaka  14  Mikarakara, 15  mitandro, 16  mitsimbina
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mandala

Teny iditra (2/3) 18  mandala
Fototeny  19 lala
Sokajin-teny  20  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
21  Ny ankehitriny :
22  Ny lasa :
23  Ny hoavy :
24  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  25 [Antesaka+Sihanaka+Tanosy] misaona [1.78]
26 [Tanala] misaona (ny havana maty) [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  27 In the provinces it means to mourn [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  28 faire le deuil [1.3]

Teny iditra (3/3) 29  mandalà
Fototeny  30 lala
Sokajin-teny  31  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandala [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mandala, mandalà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13