|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mitsimbina
Fototeny  2 tsimbina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mikarakara tsara, miahy: Mitsimbina ny raharahany tokoa iny lehilahy iny
9 Manao izay tsy hahasimba na hahakely...: Mitsimbina tokoa ny voninahitrao anie aho matoa tsy niteny anao teo imasom-bahoaka!
10 Manampy sy manasoa, miantra: Raha Rangahy iny aloha dia tena mitsimbina ny madinika mihitsy, fa tsy mba ohatra ny sasany be vava fotsiny [1.1]

Teny iditra (2/2) 11  mitsimbìna
Fototeny  12 tsimbina
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsimbina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mitsimbina, mitsimbìna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/06