Teny iditra |
mandadia > mandady
(lady)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mifindra toerana ka ny kibo no enti-mikisaka: Mandady ny bibilava Mananika: Jereo ireto vitsika mandady amin' ity hazo itỳ Mandeha amin' ny tongotra sy ny tanana: Hay ve mbola mandady itỳ zaza itỳ fa mbola tsy mandeha akory? Mandokadoka fatratra, mita handitra: Loza raha handady amin' ny lehibe Rakoto
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To creep; to crawl; to be subservient [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ramper au physique, se traîner par terre, se glisser comme les serpents, grimper comme les fourmis:
Mandady ny trambo (Le cent-pieds rampe) ~ Mandady eo anatrohan’ ny tompony io alika io (Ce chien rampe devant son maître) ~ Mbolà mandady io zaza kely io (Ce petit enfant se traîne encore par terre) ~ Mandady amin’ ny hazo ireo vitsika ireo (Ces fourmis grimpent sur les arbres) Figuré: ramper au moral aduler, cajoler, s’abaisser, s’humilier:
Mandady amin’ ny lehibe izy (Il est rampant avec les chefs, il adule les chefs) ~ Notenenina mafy izy vao nandady (Il a fallu lui parler fort pour qu’il s'humiliât) [1.3]
|
| Ramper, marcher à quatre pattes; se traîner par terre; s'abaisser [1.8]
|
Ohatra |
1 | Ary ny renin-jaza mandady avy any an-jorofirarazana.
[2.857]
|
2 | Ny avoko ihany no mandady amin' izy ireo fa ny sasany samy mitsangana.
[2.643]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mandady |
Ny lasa : |
nandady |
Ny hoavy : |
handady |
Filaza mandidy : |
mandadia |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
mandadia > mandady
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo]
Nom donné aux patates douces : Ipomoea batatas (L.) Lam. (Convolvulaceae) lorsqu'on ne peut prononcer leur nom habituel par suite d'un interdit rituel (
fady).
[1.196]
|
Anarana siantifika | Ipomoea batatas |
Voambolana |
|