Teny iditra tsy mandady amin' ny hazo tsy fantatra
Singan-teny tsy ; mandady ; hazo ; fantatra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fomba fiteny raha mangata-bady ilazana fa tsy miditriditra befahatany amin' ny fianakaviana tsy fantatra akory Razazalahy fa amin' ny fototr' olona efa fantany sy ankasitrahany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/24