Teny iditra (1/4) | 1 tsy |
Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Entina mandà, ka fametraka: 1) eo alohan' ny teny lazaina (amin' izay asiana no eo alohan' ny enti-milaza): Tsy Rakoto no namaky ny fitaratra ~ Tsy omby no hitanao fa soavaly 2) eo alohan' ny enti-milaza: Tsy omby io biby io fa soavaly ~ Tsy handeha aho 3) eo alohan' ny teny roa mifanohitra mifanarakaraka avy mba hilazana toetra anelanelany: Tsy kely tsy lehibe itay izy fa salasalany, na hilazana koa ny "rehetra": Tsy antitra tsy tanora fa samy revo amin' ny vola daholo rehefa mety ho olombelona 4) eo alohan' ny teny roa mifanarakaraka avy mba hanamafisana tsy fisian-javatra: Tsy kitay tsy vary maina ao antranony |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] not |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3, 1.8] ne pas 6 [1.3, 1.9] sans 7 [1.3] non 8 [1.8] pas |
Ohatra |
9 tsy sompatra izy (il est sans malice) [1.9] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaram-poko |
|
Anaran' olona |
|
Anaran-toerana |
|
Lohateny |
Teny iditra (2/4) | 557 tsy |
Sokajin-teny | 558 mpampitohy [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
559 [1.78] [Taisaka]
sy |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/4) | 562 -tsy |
Sokajin-teny | 563 endritenin' ny hoe sy |
Ohatra |
564 Vetsivetsy marain-tsy hariva zaho! [2.606#210] |
Teny iditra (4/4) | 565 tsy |
Sokajin-teny | 566 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
567 [1.1] Karazana vy, antsoina koa hoe "vy mahery", izay anaovana fiasana maro samihafa fandidiana na fandoahana (antsy, hety, hareza, sns...) |
Fanazavàna teny frantsay |
568 [1.3, 1.13] acier |
Voambolana |
569 Toe-karena: tao vy |
Tovy hevitra | 570 vy mahery |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Fivaditsoratra | 574 tsi~, tsi~~, tsi-, tsy, -tsy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |