|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  manasina
Fototeny  2 hasina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 manamasina dia fampiasa amin' ny fanehoam-panajanasy fankatoavanany Andriamanjaka amin' ny fanolorana fanomezana ho azy: avy manasina Andriana amin' ny volatsivaky izahay tompoko! [1.10]
9 [Bezanozano] manaja [1.78]
10 manolotra ny hasina ho fankatoavana ny maha-Andriamanjaka: Manamasina anao amin' itỳ vola tsy vaky itỳ izahay olom-pehezinao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to present the hasina. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  12 faire le hasina, offrir le hasina [1.3]
Ohatra  13  Fantatr' I Lidy tamin' ny fahitàny, indray alina iny, fa manasina sy milalao fanafody amin' ny fomba silamo, Ramanambeloma mivady. [2.470#161]

Teny iditra (2/4) 14  manasina
Fototeny  15 hasina
Sokajin-teny  16  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
17  Ny ankehitriny :
18  Ny lasa :
19  Ny hoavy :
20  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  21 Manome hery, manamasina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  22 donner une vertu, consacrer, bénir [1.3]
23 (toute l'île) (racine hasina : la vertu, la puissance qu'on pense être surnaturelle, constatée chez certaines plantes). Verbe : donner une vertu, rendre une plante efficace. D'où les noms donnés dans les diverses régions aux empiriques soignant par les plantes : mpimasy ou mpimasina, omasy, ombiasy, tous dérivés de la même racine. Voir aussihasina. Le grand roi Andrianampoinimerina (règne 1787-1810) fut le premier à édicter des règles précises concernant les mpimasy et les médicaments autorisés et réprimant la sorcellerie et les pratiques malfaisantes. Voir Tantara, traduction française, 1974, Tome 3, p. 100-104. [1.196]

Teny iditra (3/4) 24  manasina
Fototeny  25 hasina
Sokajin-teny  26  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
27  Ny ankehitriny :
28  Ny lasa :
29  Ny hoavy :
30  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  31 manolona mba ho tonga kofehy: Manasina foly
32 manakivilivily; mandrotsirotsy: Manasina zaza voky loatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  33 to rock a child as in voahasina [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  34 tordre, bercer [1.3]

Teny iditra (4/4) 35  manasina
Fototeny  36 hasina
Sokajin-teny  37  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  38 mananasy, manasina, manasìna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/07