|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manankina
Fototeny  2 ankina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  8 to make to recline on, to place against
9 to put under the care of another, as in poverty
10 to prop or support one, used in this sense of persons on whom one reclines. [1.2]
Ohatra  11  Ravelojaona, mipetraka, toa maka saina, manankina ny sandriny roa eo amin' ny fipetrahan-tanan' ny sezabeny. [2.356#]
12  Sa kosa mifandray tendro amin' ireo "fatalistes" manankina ny fitondrantenany koa amin' ny lahatra efa voasoratra izy? [2.296#]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how manankina

Teny iditra (2/2) 14  manankìna
Fototeny  15 ankina
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manankina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manankina, manankìna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14