|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manangola
Fototeny  2 angola
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 (matetika kokoa: manangolangola) Manaraka ny sitrapo na ny haitraitran' olona: Loza raha hanangola ny zanany io vehivavy io; mbola hanenenany ihany izany
9 Manisy filatron-kira amin' ny fanamboarana ny feo hiolana kely: Manangolangola feo ery io tovovavy io rehefa mihira am-pahibemaso [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to allow someone to indulge his fancies [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 laisser quelqu'un satisfaire ses fantaisies [1.8]
Tovy hevitra  12 manangolangola

Teny iditra (2/2) 13  manangolà
Fototeny  14 angola
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manangola [Fitanisana]

Fivaditsoratra  manangolà, manangola

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15