|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manangolangola
Fototeny  2 angolangola
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manaraka ny sitrapo na ny haitraitran' olona: Loza raha hanangolangola ny zanany io vehivavy io; mbola hanenenany ihany izany
9 Manisy filatron-kira amin' ny fanamboarana ny feo hiolana kely: Manangolangola feo ery io tovovavy io rehefa mihira am-pahibemaso [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to make to be wayward or indulged. (Prov.) [1.2]

Teny iditra (2/2) 11  manangolangolà
Fototeny  12 angolangola
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manangolangola [Fitanisana]

Fivaditsoratra  manangolangola, manangolangolà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14