Teny iditra angola
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hantahanta mahatonga hanao fihetsehana somary mampiraika kely ny loha, fiangotingotiana te ho tiana, angentsangentsana, angotingoty, haitraitra: Be angolangola loatra iny zanakao iny, Rasoa
Filatron-kira, fomba fihirana asiana toa miolana kely ny feon-kira: Be angola loatra ny fihiranareo ilay hira ka ilo tsy ho fantatra intsony ilay izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Fancies, fanciful desires [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Fantaisies, caprices [1.8]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra angola
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Nuance [1.5]
Voambolana 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11