|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mamitrana
Fototeny  2 vitrana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manjaitra (zavatra) roa mba hitambatra ho iray: Iza no namitrana ireto tsihy ireto
9 Mampirindra (fiha vanana tapaka): Izy no namitrana ny fihavananay ka isaory izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to sew together by the edges; to join lengthwise [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 coudre ensemble ou joindre dans le sens de la longueur [1.8]
Ohatra  12  Ny mampianatra adala, dia mamitrana vilany tany vaky [2.996#]

Teny iditra (2/2) 13  mamitràna
Fototeny  14 vitrana
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamitrana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mamitràna, mamitrana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13