Teny iditra | vitrana | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny zaitra atao hanakambanana ambain-damba roa: Tata-bitrana ity lamba ity izany Fanakambanana Fampirindrana. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A seam, a lengthwise joint [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Couture (faite entre deux pièces), joint dans le sens de la longueur [1.8] | |||||||||||||||
Ohatra | fa tsy nisy vitrana ny akanjony, fa tenona iray ihany.
[2.996] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Anaram-javamaniry |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny vitrana io | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17 |