|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mamankona
Fototeny  2 vankona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manadio hazo amin' ny vankona ho tonga malamalama tsara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to plane wood [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 raboter [1.8]
Ohatra  11  Raha mandany fotoana be loatra ny mamankona na ny manatsofa, sao mety ny mitady fomba hialana amimny asa mandany andro ka hanaovana ny asa vaky raoka rehetra toy ireny amin' ny alalan' ny milina? [2.356#]

Teny iditra (2/2) 12  mamankòna
Fototeny  13 vankona
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamankona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mamankòna, mamankona

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14