|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mamafa
Fototeny  2 fafa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Tanala] mamaoka, manadio, mifafa [1.78]
9 Manala ny loto, manaisotra ny potipoti-javatra amin' ny kifafa: Iza no namafa ny tohatra?
10 Mamaoka: Mamafa vilia [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to sweep [1.2, 1.7]
12 to wipe, to clear away [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  13 balayer [1.3#136, 1.8, 1.405]
14 essuyer [1.3#136, 1.8]
15 rafler [1.3#136]
Ohatra  16  Fa angaha ny Vazaha koa mba mamafa lalana? [2.356#41]
17  Satria mahay mamafa trano tsara Izanany saingy kamo. [2.332#26]
Tovy hevitra  18 mifafa
Mpanahaka  19  manala loto, 20  manraoka, 21  mifafa, 22  mifaoka

Teny iditra (2/2) 23  mamafà
Fototeny  24 fafa
Sokajin-teny  25  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamafa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mamafà, mamafa

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15