Teny iditra | maika (aika) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Misy zavatra tsy maintsy halehahaingana:
Maika aho Maimay hanao zavatra, dodona: Maika hiteny erỳ izy ~ Maika hamonjy masinina aho Enti-milaza zavatra tsy azo ampiandrasina ela, tsy maintsy hatao haingana: Raharaha maika [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | In a hurry [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Pressé [1.8] | |||||||||||||||
Ohatra |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Tovy hevitra | dodona ~ kododona ~ dodoka ~ dodotra ~ rototra ~ rodoka ~ somadodoka ~ somarodoka ~ somarototra ~ maimay ~ mitaitay ~ mirotoroto ~ mikorobobo ~ miheninkenina ~ mikoropaka ~ sevotsevoka ~ milomay ~ maintavo ~ forehitra ~ mivoa-jamala ~ misehotra ~ misalehotra ~ mikododoka ~ minitinitika ~ kongomaika ~ kongorevo ~ ankamehana ~ sondrodrahona ~ aniritra ~ tandrevaka ~ tandrametaka ~ peta-toko | |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny maika io | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | amaky, maika, Makay, makia, miakà |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |