Teny iditra | dodoka | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Maika, tery, na maimay; tsy manam-potoana betsaka azo ivalamparana [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Pressé, qui a hâte de... [1.3] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Teny iditra | dodoka | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Fialan-tsasatra [1.78] | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |