Teny iditra | kongorevo | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Jereo kongomaika [1.10] | |
Asa na hevitra natao amim-pahamaikana tsy nisy fiomanana fa novonjivonjena fotsiny amin' izao: Natao kongorevo ny fanomanana ny fety ka tsy nahomby [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | Who does careless work; carelessly done [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Fait à la vite, bâclé (travail) [1.8] | |
Tovy hevitra | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |