|
|
|
|

Teny iditra 1  mehina
Fototeny  2 maika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao maika, atao haingana: Tsy azo mehina ny fanambadiana fa tsy maintsy eritreretira milamina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be urged to go faster; to be expedited; to be done in a hurry [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on presse; qu'on fait à la hâte [1.8]
Mpanahaka  11  laizina

Fivaditsoratra  12 Hinema, 13 mañehy, mehina, 14 menahy, 15 mihenà, mihena

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13