Teny iditra (1/2) | 1 lambolambo |
Fototeny | 2 lambo |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Sihanaka]
safosafo 5 [1.1#529] Fanaovana izay hampahalamalama hialan' ny maraorao; fisafosafoana feno tambitamby. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#381] Polissage figuré: caresse faite avec la main |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 12 lambo |
Teny iditra (2/2) | 13 lambolambo |
Fototeny | 14 lambo |
Sokajin-teny | 15 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1#529] Jereo mandina |
Tovy hevitra | 17 malambolambo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |