|
|
|
|

Teny iditra 1  lambolamboina
Fototeny  2 lambolambo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Lamaina, alana raorao: Nolambolamboiny tsara ny tarehiny
9 Safosafoina (amin' ny tanana): Nolambolamboiny tamin' ny tanany ny volon-dohan' ny zanany
10 Tambatambazana, tehatehafina: Lambolamboy kely ny zandrinao fa mitomany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be smoothed; to be caressed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on polit; qu'on caresse [1.8]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21