|
|
|
|

Teny iditra1  safosafo
Fototeny  2  safo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Tambitamby atao amin' ny tanana mandambolambo moramora mba hamalifaliana: Safosafo no mampatory an' io zaza io
Teny mamy feno fitiavana sady mandambolambo: Aza mihevitra ianao fa ho azonao amin' ny safosafo aho
Entina milaza ny firefarefan' ny fitafiana amin' ny tany na ny fanidin' ny vorona mila hikasika ny tany
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] a caress, the act of stroking
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] action de caresser de la main
Ohatra  7  safosafo loha sy tambitamby no azony [2.470]
8  Injay, tsaroany toa mangetaheta safosafo ny tenany manontolo. [2.529#102]
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny iharana :
Mpanahaka  11  tambitamby, tehatehaka, tambitamby, fanambatambazana, kolikoly, fanolikolena, fanejokejoana, fanojikojiana, famalifaliana

Fivaditsoratra  12  fosafosa, safosafo, sofasofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21