|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 kianja |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
4 [Tanala] tokotany malalaka
[1.78] 5 Toerana malalaka, mazàna eo afovoan-tanàna, atao fivoriana, fikabariana ary fanaovana lanonana. [1.1] 6 toerana malalaka ivoriana na ilalaovana [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 a public square
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 place publique
[1.8] 9 lieu de rencontre [1.13] |
| Ohatra |
10 Any ivelan' ny kianja iriariavan' ny atao hoe "olombelona" izy fa tsy ao anatiny!
[2.471#54]
11 Nisy moraingy tamin' izay ka nivory teo an-kianja ny olona. [2.472#66] |
| Mpanahaka | 12 banja, 13 sehatra |
| Fikambanana | 14 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny how kianja |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/2) | 17 Kianja |
| Singan-teny | 18 kianja |
| Sokajin-teny | 19 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Voambolana | 20 Haitoetany: tanàna |
| Fivaditsoratra | 21 anjaky, 22 anjika, 23 Ikanja, 24 Jakina, 25 kajina, kianja, Kianja, 26 kijana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/06 |
|