Teny iditra |
sehatra
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Tojo, sendra: Sehatra ny matanjaka noho izy Rakoto ka nanaiky. [1.1]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
sehatra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Toerana voafefy voatokana handihizana: Halalaho ny sehatra! Toeram-pisehoana eo anatrehan' olona maro: Aza menatra miseho sehatra [1.1]
|
| Toerana malalaka ivoriana na ilalaovana [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | A stage; the theater [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Estrade; le théâtre [1.8]
|
| Lieu de rencontre [1.13]
|
Ohatra | Dia miditra sehatra ny Mpamaky kabary.
[2.245]
|
Kamban-teny |
|
Mpanahaka |
banja ~
kianja |
|
Teny iditra |
sehatra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano]
Rihana amin'ny trano [1.78]
|
| [Sihanaka]
Karazana valindrihana fametrahana entana [1.78]
|
|
Teny iditra |
sehatra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava]
(de sehatra : barrière ou palissade entourant les villages autrefois)
Nom donné à plusieurs arbres dont le bois servait à construire ces palissades.
[1.196]
|
Voambolana |
|