Teny iditra herinandro ambony
Singan-teny herinandro ; ambony
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny anglisy Next week [1.7]
Fanazavàna teny frantsay La semaine prochaine [1.8]
Ohatra 
1Hantsoinay ianao hiakatra eto Antananarivo amin'ny herinandro ambony [2.356]
2Amy herinandro ambony tsika manao havoria momba ny kotizasiona vola iny [2.606]
3Tsy raharahako izany, fa vonony ny roapolon' ialahy amin' ny herinandro ambony [2.472]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/16