|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 ambony |
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Enti-milaza toerana mifanaingina: Efa eo ambonin' ny toko ny vilany
12 Enti-milaza toerana mihoatra fa mifanitsy: Mandeha any ambony lohantsika ny zanabolana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 above
[1.2, 1.7] 14 over, higher in rank. The opposite to ambany [1.2] 15 up 16 ambònin'ny ... : above ... [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 en haut, au-dessus
18 ambònin' ny ... : au-dessus de ... [1.8] |
| Tohi-kevitra | 19 ambany |
| Fikambanana | 20 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 46 misy ny teny how ambony |
| Teny iditra (2/4) | 21 ambony |
| Sokajin-teny | 22 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
24 Amin' ny toerana avoavo kokoa miolotra amin' ny hafa: Any amin' ny rihana ambony izy no mipetraka
25 Mihoatra amin' ny fahavo, amin' ny laharana: Ny jeneraly dia ambony noho ny kolonely. / Ambony fahaizana izy 26 Fotoana ho avy: Hosoloako vao itỳ fiarako itỳ amin' ny taona ambony. 27 Enti-milaza toerana avo: Mikendre ambony lalandava [1.1] |
| Fikambanana | 28 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny how ambony |
| Teny iditra (3/4) | 29 ambony |
| Sokajin-teny | 30 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
31 [Sihanaka] atsinanana
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
32 [Provincial] The east
[1.2] |
| Voambolana | 33 Toerana |
| Teny iditra (4/4) | 34 ambony |
| Sokajin-teny | 35 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
36 [Antesaka] indray
[1.78] |
| Tovy hevitra | 37 ambola |
| Fivaditsoratra | 38 ambino, ambony, 39 anomby, 40 imbona, 41 manibo, 42 mañoby, 43 mboany, 44 miboña |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|