|
|
|
|

Teny iditra 1  hentitra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  13 Tapaka tsy misy romoromo mitazona azy intsony; enti-milaza teny hanambarana fahatapahan-kevitra tsy miova intsony: Tapaho ataovy hentitra tsara ny resaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14 sharply cut off; definite, clear. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15 Coupé, rompu net [1.3]
16 rompu net; nettement décidé ou exprimé . [1.8]
Ohatra  17  hoy aho hentitra dia hentitra. [2.4#107]
18  Tsy nisy valin-teny hentitra avy taminy. [2.356#195]
19  Nony voa hentitra dia alefa ilay basy ray vava. [2.48#81]
20  Raha tsy misy fepetra hentitra dia hitatra hatrany ity fanimbana ala ity. [2.445#63]
Fikambanana  21  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny how hentitra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19