Teny iditra | ahentitra (hentitra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina manentitra, manapaka tarangana: Itỳ antsy itỳ ahentitra ny tady [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Avec quoi on coupe, on sépare [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | ahentitra, antehitra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |