|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  bahana
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny anglisy  14 sitting or standing in a straddling manner. [1.2]
15 a straddling [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  16 Position des membres écartés, surtout des jambes [1.3]
17 position des jambes écartées [1.8]
Ohatra  18  Indreo tazany miaramila anankiroa maka bahana amin' ny lalan-kely mivoaka any amin' ny arabe. [2.472#230]
19  Vato fisaka fivelezana no itombenany ary be bahana ery izy manatsotra ny ranjony te hiala havizanana sy mamono lamba ny tapany ambony. [2.470#44]
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 21  bahana
Sokajin-teny  22  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Fanazavàna teny malagasy  24 Fakana toerana be, fitanana toerana be; tsy fanomezana toerana ny sasany, fisakanana na fisalovanana tsy hahazoan' ny sasany mandeha; famaritana ny tokony tsy ho efan' ny tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  25 an impediment, a hindrance, a barrier. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  26 barrière [1.3]
Fikambanana  27  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how bahana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21