Teny iditra | alohaloha (aloha) | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Rehefa afaka kelikely, vetivety foana. Afaka kilometatra na metatra vitsivitsy [1.78] | |
Fanazavàna teny frantsay | Un peu en avant, à petite distance [1.3] | |
Ohatra | Tary alohaloha, taitra izy fa nandre fofon-tsigara mahazatra azy, nefa tsy mahare feon' olona.
[2.472] | |
Fivaditsoratra | ahalohalo, alohaloha |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06 |