Teny iditra | akaikikaiky (akaiky) | ||||
Sokajin-teny | tambinteny | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy dia lavitra loatra; somary eo anila; antomotra ihany [1.62] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | [ akekikeky ] Assez proche, assez près [1.3] | ||||
Ohatra |
| ||||
Haiendriteny |
| ||||
Sampanteny |
| ||||
Tsipelina hafa | akekikeky | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |